|
|
|
|

Entrée (1/2)1  safosiaka
Mots élémentaires  2 safo, 3 siaka
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy
6 Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina:
7 Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao [1.1]

Entrée (2/2)8  safo siaka
Partie du discours  9  locution
Explications en malgache  10 (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena [1.1]

Anagrammes  11 safosiaka, safo siaka

Mis à jour le 2025/11/13