Entrée sahaza
Partie du discours nom
Définition malgache Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin' ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin' ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin' ny folony ny sahazakeliny [Rajemisa 1985]
Citations 

Entrée sahaza
Partie du discours adjectif
Définition malgache Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminao?
¶ Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho
¶ Antonina, mety: Sahaza ho an' ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity [Rajemisa 1985]
Définition anglaise fit, suitable; Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him) [Hallanger 1973]
Définition française approprié, qui vous va; suffisant, convenable; Sahàza àzy (Cela lui va, il a bien mérité cela) [Hallanger 1974]
Définition française suffisant [SLP: Voambolana]
Dérivations 
Analogie  ampy ~ antonony

2011/12/10