Entrée saikatra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   hesitant, undecided [Hallanger 1973]
Définition française   qui hésite; [Hallanger 1974]
Exemples   "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy [Andraina: Mitaraina]
Dérivations  
Synonymes   saikatsaikatra

Entrée saikatra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] vositra, voavositra: omby saikatra [Rakotosaona 1972]
   Enti-milaza ny omby vositra
¶ Sarindahy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2012/06/12