Entrée sain-dratsy (saina, ratsy)
Partie du discours locution
Définition malgache fisainana mankamin' ny zava-tsy mendrika ary toetra maharikoriko; toetra amam-panahy tsy misaina afa-tsy faharatsiana: halatra, fitaka... [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31