Entrée sakany
Partie du discours nom sakana et pronom
Explications en malgache Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany
Habe salasalany, antonintoniny [1.1]
Explications en anglais The width [1.7]
Explications en français Largeur [1.8]
Exemples Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 

Entrée sakany (sakana)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy
Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1]
Vocabulaire 

Entrée sakany
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsileo] Vantotr' ombivavy afa-miteraka [1.1]
Synonymes vatony ~ andranarivavy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/02