Entrée salamanga
Partie du discours   nom
Définition malgache   Anarana nilazan' ny olona ny voan' ny aretina ramanenjana izay nampandihizina mba ho sitrana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Citations  

Entrée salamanga
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   [Tambahoaka] fifaliam-be, arahaba; tonga soa aman-tsara! [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2009/09/01