Entrée tromba
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tsimihety] Fanahy na avelon' ny mpanjaka na ny taranany, na avelon' olona nanan-daza teo amin' ny mpiara-belona taminy fahizay ka mitoetra miaraka aminy
¶ (fahazoan' ny maro azy) Aretina heverina ho avy amina fanahy manindry ka mampienjika sy mampanao fihetsehana hafahafa isan-karazany
Mitovy hevitra: aretinandriananahary ~ bilo ~ menabe [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] fanahin'ny maty misarona amin'ny velona [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise an evil spirit possessing someone [Hallanger 1973]
Définition française esprit censé posséder certaines personnes et objet d'un culte spécial [Hallanger 1974]
Citations 

2013/07/25