Entrée samby
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Anaram-boron-dranomasina misitrika rehefa misambotra hazandrano [Rajemisa 1985]
Définition française guifette moustac (Chlidonias hybridus) [Tsimbazaza ]
Vocabulaire 
Nom scientifique Chlidonias hybridus

Entrée samby
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] samy: Androngo miady ambato ka samby miaro ñy ramboñe tsy ho meto (Samby emaso: eo anatrehana, ifanatrehana) [Rakotosaona 1972]
 jereo samy [Rajemisa 1985]

2011/10/12