| Entrée | 1 sampaho | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin' io taho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao / Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray. (Ratsimiseta) [1.1] 4 fitambaran'ny voakanzo iray tangozana [1.13] | 
| Explications en anglais | 5   a cluster, esp. of fruit like grapes [1.7] | 
| Explications en français | 6   grappe [1.8, 1.13] 7 (tiré de faho : ce qui est serré). Inflorescence dont les fleurs sont serrées les unes contre les autres. Grappe dont les fruits sont très serrés. [Merina] [1.196] | 
| Exemples | 8   voaloboka misy poizina no mba voalobony, sampaho mangidy no mba azy.
[2.996#05.032.032] | 
| Vocabulaire | 9 Botanique: (en général) | 
| Analogues | 10 fampaho | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |