Entrée sanatry
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] karazam-bahy madinika fanao ody rehelatsy [Rakotosaona 1972]
 Hazo madinidinika fanaon'ny olona ody kohaka sy tambavin-jaza (Cassia laevigata) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Cassia laevigata

Entrée sanatry
Partie du discours nom
Définition malgache Ody fandroahana ny fanahy ratsy, izay heverina ho manabataba ny marary na manao ankasomparana (matetika no vakin-javatra na tavilotra misoratsoratra no ampiasain' ny mpanao fanafody ataony sanatry) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée sañatry
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] fanahy masiaka, angatra, tsiny, jiny [Rakotosaona 1972]

2013/06/11