| Entrée | 1 saozanina |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Farary, kely hery sy osa
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 weak, feeble, recovering from an illness
[1.2] 5 sickly, in poor health [1.7] |
| Explications en français |
6 maladif, chétif
[1.8] |
| Exemples |
7 toa saozanina nefa matanjaka tsara ihany.
[2.470]
8 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 11 Santé |
| Tous les mots composés | 12 saozanin-dava |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|