Entrée sarandrana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Lamba lavalava ataon' ny lehilahy manodidina ny feny sy ny valahany [Rajemisa 1985]
Définition française   longue toile que les hommes passent entre les jambes et autour des reins. Comme salaka. [Abinal 1888]
Définition malgache   [Bezanozano] salaka [Rakotosaona 1972]
Exemples   Ary lobaka mitsindry sarandrana no mendrika ho fanaony amy ny filaharana; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 68]
Vocabulaire  
Dérivations  
Synonymes   sadika ~ salaka

2017/05/16