Entrée sarika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Sintona, roritra
¶ Kofehy madinika avy amin' ny vatan' akondro [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée sarika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan' akondro fakana tsiratsirany ny vatany, izay nanaovan' ny Ntaolo indrindra lamba fahiny; ny vatan' ny akondro sarika dia lava, ne fa ny voany madinika [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2009/02/23