Entrée sasa
Partie du discours nom
Définition malgache fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
¶ Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a washing [Hallanger 1973]
Définition française lavage [Rajaonarimanana 1995]
 action de laver [Hallanger 1974]
Définition italienne lavatura; lavata [Profita 1969]
Exemples Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [Callet: Tantara, page 116]
Dérivations 
Citations 

2015/09/19