Entrée sasy
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaovana kely mialoha sahady izay atao, ho fanomanana sy fandantolantoana: Aza be sasiny rehefa hiteny, fa avy hatrany dia vantano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an introduction, preliminaries [Hallanger 1973]
Définition française introduction, préliminaires [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée sasy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] hiram-paty [Rakotosaona 1972]
 Rira fiandrasam-paty
Mitovy hevitra: bazeha ~ raloba [Rajemisa 1985]

Entrée sasy
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache  [Tanosy] intsony [Rakotosaona 1972]

2012/09/18