|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sata
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  8  [1.1] Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy
Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina
Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara.
Explications en anglais  9  [1.7] custom, habit; manner of governing
Explications en français  10  [1.8] coutume, habitude; manière de gouverner
Exemples  11  [2.503] Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana;
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot sata

Entrée (2/2)13  sata
Partie du discours  14  nom
Explications en français  15  [1.196] (de sata : habitude ; ce dont on use habituellement). Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Le Tabac, surtout sous la forme de tabac à mâcher à la mode malgache. [Bara]
Vocabulaire  16  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  18  atsa, sata

Mis à jour le 2025/08/10