| Explications en malgache |
3 Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin' ny karazan-javamaniry toy ny mololo, ny penjy... ary na amin' ny lamba koa aza. Arakaraka ny zavatra anaovana azy na ny bikany, ireto avy ny karazan-tsatroka lehibebe hita teto:
4 satroka ahibano,
5 satroka ba,
6 satroka bonetra,
7 satro-bory,
8 satroka harona,
9 satroka jaomalanga,
10 satroka jobo,
11 satroka kasikety,
12 satroka panama,
13 satroka penjy,
14 satroka tavimandry,
15 satroka valalamihoatra,
16 satroka fito rantsana
[1.1]
|