Entrée savily (vily)
Partie du discours nom
Explications en malgache Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona
Vy miady
Fikivilivilian-javatra mivezimbezina
Famelezana ankolaka [1.1]
Explications en anglais A hinge; the act of swinging on a hinge [1.7]
Explications en français Charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [1.8]
Exemples 
1Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ... [2.48]
2Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny. [2.332]
Dérivés 
 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20