Entrée vily
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée vily
Partie du discours   nom
Définition malgache   anaran-kazandrano kely madinika [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [Antemoro] [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Entrée vily
Partie du discours   nom
Définition malgache   voay [Mahafaly] [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  
Synonymes   fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ voae ~ voay

Mis à jour le 2014/02/13