Entrée sazy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Sahaza, tandrify, tiana: Sazinao ve ity satroka ity hovidiko ho anao? [Rajemisa 1985]

Entrée sazy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fampangirifiriana ny vatana, atao amin' ny olona iray nanao hadisoana mba hamaizana azy; famaizana; vola ampandoavin' ny fitsarana olona iray voaheloka [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a fine, punishment [Hallanger 1973]
Traduction française   amende, punition [Hallanger 1974]
Traduction française   sanction, punition, peine [SLP: Voambolana]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2012/09/19