| Entrée | 1 sedraina | 
| Radical | 2sedra | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 
4 Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io? Tsapaina mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara azy: Sedraina ny volamena sao tsy izy fa sandoka [1.1]  | 
| Explications en anglais | 
5 to be tried or tested [1.7] | 
| Explications en français | 
6 qu'on met à l'épreuve [1.8] | 
| Morphologie | 
  | 
| Anagrammes | 11 isedrana, 12 sedraina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 | 
 |