Entrée |
sehatra
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. [Rajemisa 1985]
|
Dérivations |
|
Entrée |
sehatra
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra! ¶ Toeram-pisehoana eo anatrehan' olona maro: Aza menatra miseho sehatra [Rajemisa 1985]
|
| toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [SLP 1986]
|
Traduction anglaise | a stage; the theater [Hallanger 1973]
|
Traduction française | estrade; le théâtre [Hallanger 1974]
|
| lieu de rencontre [SLP 1986]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
banja ~
kianja |
Exemples | Dia miditra sehatra ny Mpamaky kabary. [Ndemahasoa: Antakay]
|
|
Entrée |
sehatra
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Bezanozano]
rihana amin'ny trano [Rakotosaona 1975]
|
| [Sihanaka]
karazana valindrihana fametrahana entana [Rakotosaona 1975]
|
|
Entrée |
sehatra
|
Partie du discours | nom
|
Traduction française | [Sakalava]
(de sehatra : barrière ou palissade entourant les villages autrefois)
Nom donné à plusieurs arbres dont le bois servait à construire ces palissades.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
|