Entrée sembana
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Aretina tampoka tsy nampoizina, tsy nahina: Voan' ny sembana ny zaza
¶ Azon' aretina tampoka: Sembana ny zanako halina
¶ Azon-tsampona, azon-javatra manampontsampona: Sembana ny dianay ~ Semban-drahona ny volana [Rajemisa 1985]
Définition française maladie subite, imprévue [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Dérivations 

2012/09/20