Entrée seranina (serana)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona
¶ Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be passed by [Hallanger 1973]
Définition française où l'on passe à côté; devant qui on passe rapidement [Hallanger 1974]
Morphologie 
seranina
seraniko
seraninao
seraniny
seranintsika
seraninay
seraninareo
seranin'
seranin-
seranim-
serani-
noseranina
noseraniko
noseraninao
noseraniny
noseranintsika
noseraninay
noseraninareo
noseranin'
noseranin-
noseranim-
noserani-
hoseranina
hoseraniko
hoseraninao
hoseraniny
hoseranintsika
hoseraninay
hoseraninareo
hoseranin'
hoseranin-
hoseranim-
hoserani-
serano

2012/10/21