Entrée |
setroka
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | smoke [Hallanger 1973]
|
Traduction française | fumée [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Morphologie |
setroka
setroko
setrokao
setrony
setrotsika
setrokay
setrokareo
setrok'
setro-
setroky
| |
-tsetroka
-tsetroko
-tsetrokao
-tsetrony
-tsetrotsika
-tsetrokay
-tsetrokareo
-tsetrok'
-tsetro-
-tsetroky
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 148]
|
Citations |
|
Entrée |
setroka
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [Abinal 1888]
|
Morphologie |
setroka
setroky
| |
-tsetroka
-tsetroky
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa [Rinara 1974]
|
|