Entrée sinoa
Partie du discours nom
Définition malgache Ny firenana tompon-tany any amin' ny tany midadasik' i Sina: Ny Sinoa no be indrindra amin' ny mponina eto ambonin' ny tany [Rajemisa 1985]
Origine Français: chinois.
Exemples Mpanao kaonty ami-mpivarotra sinoa rangahy io, izany hoe tsy dia manao ahoana ilay fianakaviana. [Andraina: Mitaraina, page 251]

Entrée sinoa
Partie du discours nom
Définition malgache Mikasika an' i Sina, an' i Sina na avy any Sina: Anisan' ny sarotra amin' ny fiteny rehetra ny teny sinoa [Rajemisa 1985]

2013/06/12