Entrée sira
Partie du discours   nom
Définition malgache   Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka
¶ Fanasina
¶ Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   salt [Hallanger 1973]
Définition française   sel [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Dérivations  
Synonymes   siramanta ~ siravato
Citations  
Articles  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot sira (1): Antsirabe

Entrée sira
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   [Tanosy] masina! [Rakotosaona 1972]

Entrée Sirà
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition anglaise   Shiza [Baiboly]
Définition française   Shiza [Baiboly]
Vocabulaire  
Synonymes   Siza
Citations  

Entrée Sira
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition anglaise   Sirah [Baiboly]
Définition française   Sira [Baiboly]
Vocabulaire  
Synonymes   Siraha
Citations  

2017/06/29