Entrée sivily
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivily ilay komandà ka saika tsy fantatro [1.1]
Exemples Madiotanana sivily malagasy iray niaraka tamin' ny milisy vitsivitsy no nalefa tany hampandry tany. [2.472]
Origine Français: civil.
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31