| Entrée | 1 soa mahafiadana |
| Mots élémentaires | 2 soa, 3 mahafiadana |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [1.1] |
| Exemples |
6 ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko!
[2.436]
|
| Synonymes | 7 soa mampiadana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|