Entrée | 1 sokajy |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.1] Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy |
Explications en anglais |
11 [1.7] a squad ; a division, a department |
Explications en français |
12 [1.3] escouade de vingt-cinq soldats 13 [1.8] escouade; division, département 14 [1.5] classe, catégorie, section, groupe, ordre, série |
Exemples |
15 [2.442#] Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny 16 [2.270#] Niala ny sokajin|sokajy-dRanary, dia niditra ny sokajin|sokajy hafa 17 [2.472] Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany |
Anagrammes | 18 sokaji, sokajy |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |