|
|
|
|

Entrée1  sokay
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Karazam-bato malemy mora misa atsaraka, fotsifotsy, anaovana feta hatao fandalorana na handitiana ny vato arafitra
Explications en anglais  6  [1.7] lime
Explications en français  7  [1.8] chaux
Exemples  8  [2.499#] Toa rindrina voalalotra sokay no mamefy azy avy eny andrefana.
9  [2.48] Aty atsinanan' Andrantsay ny itoerany ny solifara sy ny sokay ao Antsirabe.
Vocabulaire  10  Chimie
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  20  akiso, akosi, asiko, asoki, isako, isoka, kaosy, kiosa, kisoa, osika, saiko, saoky, sioka, soaky, sokay, sokia

Mis à jour le 2025/08/10