Entrée sola
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky
¶ Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola
¶ Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   bald [Hallanger 1973]
Définition française   chauve [Hallanger 1974]
Exemples   Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [Andraina: Mitaraina, page 189]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée sola
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tanosy] mirodana [Rakotosaona 1972]
Dérivations  

2013/06/13