Entrée |
solofo
(solo, ofo)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Dimbin-javamaniry mitsiry eo akaikin-dreniny; taroka zavamaniry mitsiry eo amin' ny faka na voditronga indray [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a sprout from a stump or a tree [Hallanger 1973]
|
Traduction française | pousse, bourgeon [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
solofo
(solo, ofo)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Ny taranaka mandimby: Ireo solofo amam-para [Rajemisa 1985]
|
| dimby sy fara, taranaka [SLP 1986]
|
Traduction anglaise | a descendant; an heir [Hallanger 1973]
|
Traduction française | descendant, héritier [Hallanger 1974]
|
| progéniture, rejeton [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Tsy ela dia tonga handravaka ny volan-tanteliny ny solofo aman-para. [Andriamalala: Vohitry]
|
|