|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  solo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano
4 Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta
5 Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko [1.1]
Explications en anglais  6 a substitute [1.2, 1.7]
Explications en français  7 Un remplaçant, un substitut, un représentant
8 compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose [1.3]
9 remplacement, substitut [1.8]
[1.13]
Exemples  10  Ary ankehitriny, gadralava atao solo ny sazy. [2.48#326]
11  ary dia ny omby no haniny ny otona, solo ny zaza maty. [2.48#267]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  34  akalana silaky ny hazo, 35  akanga sisa nanamborana, 36  andrianjahonoany, 37  fandrotrarana an-tanàna haolo, 38  fanovan' ny maty, 39  fara aman-dimby, 40  fara, 41  fokom-boanemba, 42  iraka, 43  kolokolo dimbin' ny vary, 44  kolokolo, 45  masoivoho, 46  mpamelo-maso, 47  papango sasaky ny vorona, 48  solofo dimbin' ny ala, 49  tamingana, 50  tapa-porohana sisa tsy may, 51  tarana-boanjo, 52  taranaka, 53  taranjana, 54  vato namelan-kafatra, 55  vorom-panova hena
Combinaisons  56  38 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot solo
Proverbes  57  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 58  solò
Partie du discours  59  nom
Explications en malgache  60 Hiran' olon-tokana [1.1]
Autres orthographes  61 soalao

Anagrammes  62 loso, solo, solò

Mis à jour le 2026/04/21