Entrée | someby | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona [1.1] | |
Dérivés |
| |
Synonymes | somebiseby | |
Anagrammes | someby, somibe |
Mis à jour le 2020/07/31 |