Entrée songo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ilazana ny vary sisa tsy nojinjaina eny an-tsaha na ny tany kely tsy voasa eo afovoan' ny betsaka; ny volo navela tsy nohetezana toy ny hafa; ny ala sisa tsy nokapaina navela eo afovoan' ny voakapa [Rajemisa 1985]

Entrée songo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny voalohan-drononon' omby raha vao teraka izy [Rajemisa 1985]

Entrée songo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanosy] sanga [Rakotosaona 1972]

2013/06/13