Entrée songomby
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny [1.1]
Explications en français Animal fabuleux ressemblant à un [...] [texte complet dans 2.415, 1.54]
 Se disait des audacieux [2.415]
Vocabulaire 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31