|
|
|
|

Entrée1 soronina
Radical  2sorona
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo [1.1]
Explications en anglais  5 to be tended (of a fire) [1.7]
Explications en français  6 action d'attiser le feu; qu'on attise [1.8]
Exemples  7 Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :

Anagrammes  12 sinorona, 13 soronina

Mis à jour le 2025/09/12