Entrée sosotra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko i dada fa tsy nahatonga hafatra aho
Mitovy hevitra: kirikirina ~ letra ~ lotika ~ madikidiky ~ malonilony ~ mandongilongy ~ marikoriko ~ sendaotra ~ tezitra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   vexed, annoyed, at the point of becoming angry [Hallanger 1973]
Traduction française   ennuyé, vexé au point de s'énerver [Hallanger 1974]
Exemples   Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 109]
Dérivations  
Citations  

Mis à jour le 2012/09/28