|
|
|
|

Entrée1  sotro vokaka
Mots élémentaires  2 sotro, 3 vokaka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 fisotroana ny rano sy ny tany nalaina tamin' ny fasan' andriana ampifangaroina, ho fianianana tsy hivadika [1.1]
Exemples  6  Mitovitovy amin' ny Velirano sy sotrovokaka ary lefona omby tany Imerina Avaradrano no nataon' ny Bezanozano [2.508#]

Mis à jour le 2025/09/12