Entrée tafahoatra (hoatra)
Partie du discours   participe
Traduction française   qui a dépassé, surpassé: Tafahoatra ny morona ny rano (L'eau a dépassé le bord) [Abinal 1888]
Traduction française   abusif [Rakotonaivo 1993]
Exemples  
1Fifanositosehana tamin' ny fivoahana tany an-tsekoly, fiadiana siny fanondrahana, kivazivazy tafahoatra: [Andraina: Mitaraina, page 53]
2Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra? [Rajemisa: Fiteny 4, page 90]

Mis à jour le 2017/04/21