Entrée tafasiry
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] angano [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] resaka [Rakotosaona 1972]
 Resaka mahasoa; dinidinika; tapatapakahitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise conversation [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 discourse. [Swa. tafasiri and Mal. tafsir (from Arabic), explanation.] [Richardson 1885]
 chatting [Hallanger 1973]
Définition française Causerie, conversation utile; sujet de la conversation [Abinal 1888]
 conversation, bavardage [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Voatsiahy avokoa ny resaka fataony sy ny tafasiry ifanaovana aminy, ny fikirizany sy ny fitiavany ny ankohonany, izay miavaka indrindra amin' ny hafa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 71]
Citations 

2016/08/23