Entrée | 1 tafondro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fiadiana lehibe fandefasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana. [1.1] |
Explications en anglais |
4 a cannon [1.7] |
Explications en français |
5 canon [1.8] |
Exemples |
6 Tsy fantatr' izy roa lahy na firy na firy ny tafondro nandraraka.
[2.472]
7 ary ny tafondro eroa Ambatondrafandrana no mamaly. [2.48] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 15 Militaire |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot tafondro |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |