|
|
|
|

Entrée1  tafontrano
Mots élémentaires  2 tafo, 3 trano
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny. [1.1]
Exemples  6  Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470]
Analogues  7  tafontranompanjaka
Article  8 Randzavola: tafontrano ao amin' ny Baiboly (=> trano)

Mis à jour le 2025/11/02