Entrée takariva (hariva)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Amin' ny harivariva efa madiva ho alina na maizimaizina: Homana takariva izahay ~ Takariva miavaka. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   about dusk. [Richardson 1885]
   twilight, the late afternoon
¶ a late afternoon party [Hallanger 1973]
Définition française   À l' approche de la nuit : de quatre à huit heures du soir [Veyrières 1913]
Définition française   crépuscule du soir
¶ réunion ou réception tenue tard dans l'après-midi [Hallanger 1974]
Exemples  
1Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra; [Rajohanesa: Kintana]
2Miverina indray ny hafalian' izy mianakavy, raha vao migadona ao an-trano amin' iny takariva iny izy telo mianaka lehilahy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 20]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée Takariva
Partie du discours   nom propre (journal)

2017/07/27