|
|
|
|

Entrée1  takelajozoro
Mots élémentaires  2 takelaka, 3 zozoro
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) [1.1]
Synonymes  6 takelaka

Mis à jour le 2025/09/12