|
|
|
|

Entrée1  takelaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro)
4 Zavatra fisaka ary manify mielakelaka
5 Tahon-jozoro tohitohizina amin' ny fantaka ampiasaina hatao fefy na lafika
6 Ny ravin-taratasy isanisany amin' ny boky na kahie...: Zato takelaka ity kahie ity [1.1]
Explications en anglais  7 a sheet of anything; a sheet of paper [1.7]
Explications en français  8 Quelque chose de plat et de mince, pellicules qui se soulèvent sur la peau, feuilles de papier, feuillets d’un livre; claie faite avec le Zozoro [1.3#650]
9 feuille ou plaque; feuille de papier [1.8]
10 feuillet, lame, feuille, panneau, plaque [1.13]
Exemples  11  Farafaran' ny Ntaolo avo tongotra, milafika takelaka zozoro sy tsihy isatra ary kidoro jiafotsy no handrian' izy mivady lehibe [2.470]
Tous les mots composés  12  13 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/13