Entrée tako-doha (takotra, loha)
Partie du discours   expression
Définition malgache   haron-kely mitovy ny sakany sy ny lavany ary misy takony fampiasan' ny Betsimisaraka hitondrana faham-bary ho an' ny vahiny [Rajemisa 1985]

Entrée takodoha
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanosy] entana [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2012/09/06