|
|
|
|

Entrée1  takon-kenatra
Mots élémentaires  2  takona, 3  henatra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina
tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana. [1.1]
Explications en anglais  6  [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen
fig. money presented to assist on any special occasion. [1.2]

Mis à jour le 2025/09/12