Entrée |
henatra
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Tahotra ny fahaverezan-kaja sy voninahitra: Henatr' olona re izany! Tsy sahy mitraka mihitsy izy rehefa mamakivaky eo afovoan' ny olona ¶ Fahatsiarova na ny tena ho ambany, noho ny toetra ratsy ananana na asa ratsy tsy mendrika natao: Safotry ny henatra ny anao lahy fa tratran' ny fokonolona nangalatra teo an-tsena ¶ Fahafaham-baraka: Henatra ho an' ny fianakaviana ny zaza tahaka ireny ¶ Fanajana be loatra amin' ny olona iray ka mahatonga ny tena tsy ho sahisahy aminy [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | shame, disgrace [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| shamefacedness, bashfulness [Richardson 1885]
|
Traduction française | honte; humiliation [Hallanger 1974]
|
| [ heñatra ] [Sakalava-Mayotte]
honte [Andilidine: Lexique (takila H)]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
Articles |
|